FIOFANANA TOMPON’ANDRAIKITRA FPMA BORDEAUX

DIRIGER SANS DOMINER!



Ny azo handravonana sy hamitinana :


++ Aoka ho ohatra ny mpiandtaikitra;

+++Jesoa Kristy no ohatrin'ny Mpiandraikitra;

+++ Arak'i Paoly, ny kristianina ary ny ny mpiandraikitra dizany ia manaiky ho taritin"ny Fanagy Masina izay zfa nalefan'i Jesoa ;

------->Galarina 5 : 22-23:

----------> 22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia :


BAIBOLY PROTESTANTA

BAIBOLY DIEM

BIBLE Nouvelle Français courant

fitiavana,

fitiavana,

l'amour,

fifaliana,

hafaliana,

la joie,

fiadanana,

fiadanana,

la paix,

fahari-po

faharetana,

la patience,

fahamoram-panahy,

hamoram-po,

la bienveillance,

fanaovan-tsoa,

hatsaram-po,

la bonté,

fahamarinana,

toetra mahatoky,

la fidélité,

fahalemem-panahy,

fahalemem-panahy,

la douceur

fahononam-po;

fahononam-po:

la maîtrise de soi.

-----------> tsy misy lalàna manohitra izany.

+++ I Jesoa Kristy dia mivavaka matetika. (jereo ny fiofanana manaraka : PLAIDER POUR LE TROUPEAU! : NY VAVAKA ( ny diapo vita pdf ) sy NY FIARAHA-MIVAVAKA ! ( ny famitinana)