FPMA BORDEAUX
FANDINIHINA
LOHAHEVITRA
(FLH)
Zoma 28 Jolay 2017 amin'ny 8ora hariva ao
amin'ny salle 1 Temple du Hâ
Pour ceux qui sont en train d’apprendre
le malagasy (eto)
ᅠLoha-hevitra :
"AHOANA NO FOMBA ANATSARANA NY FIZARANA VAOVAO ATO AMIN'NY
FIANGONANA?
Ho fanomanana ny FLH ny zoma 28 Jolay 2017 dia miangavy anao
mba hameno ity tabilao ity :
Tabilao fenoina mivantana amin’ity rohy ity :
(kitiho
eto)
Tabilao vita word azo
alaina eto dia atonta printy dia omena tanana amin’ny
VFF rehefa feno na fenoina avy hatrany dia alefa mipaingotra
amin’ny mail amin’ny fiofanana.bx@gmail.com
Tabilao vita PDF azo
alaina eto dia atonta printy dia omena tanana amin’ny
VFF rehefa feno
Marihina fa mikasika ny fiofanana rehetra misy ary azon’ny
rehetra eto Bordeaux hatrehina ireo. Raha misy fiofanana
hitanao fa tsy voatonona dia mba marihina ery ambany azafady.
Misaotra indrindra amin’ny fiaraha miasa.
Ny Vaomiera Fiofanana sy Fanabeazana. (VFF)
|