FPMA BORDEAUX
FANDINIHINA LOHAHEVITRA
(FLH)

Zoma 23 Jona 2017 amin'ny 8ora hariva ao amin'ny salle 1 Temple du Hâ

Pour ceux qui sont en train d’apprendre le malagasy (eto)


Hitrandraka Izay ahatamana ny olona ato amin ny Fpma isika koa ny zanakevitra ho dinihina dia ny FIAHIANA : JERITODIKA SY VAHAOLANA
Ka izao ny Fanontaniana ho trandrahina :
****NY FIAHIANA : ahoana no fomba atao mba ahatomombana ny fiahiana ny olonAndriamanitra ?****
Ho fanampin'ny fanontaniana sy sosokevitra ho entinao dia ho jerena avokoa ny hoe :

  • Eto anivon'ny tafo FPMA Bordeaux dia iza avy ireo mpiahy ?

  • Iza ny olona ahiana ?

  • ahoana ny fomba fiasan'ny mpiahy ankehitriny? inona ny fetrany?

  • inona ny fomba fiasa hafa ankoatran'io?

  • inona avy ny azon'ny olona ahiana ampitaina amin'ny mpiahy?

  • inona no andraikitry ny olona ahiana?



Mba hampandroso kokoa ny fiarahamandinitsika dia efa afaka mitondra ny hevitrao ETO hianao.