Miarahaba anao amin'ny anaran'ny Jesoa Kristy Tompo ny Vaomiera ny Fampianarana ny Teny Malagasy (VFTM).


"FANTATSIKA VE ? " :  Izany no anaran'ny LALAO fanabeazana fampianarana teny malagasy novolavolain'ny VFTM ho an'ny rehetra (olon-tsotra, mpiandraikitra, sampana) 


Misy lafiny roa ny lalao:


1- Lafiny "FANANGONANA fanontaniana (sy ny valiny)" izay iantsoana sy anentanana ny mpiara-miangona  rehetra (na kely na lehibe, na tsirairay na vondron'olona ) eto @ ny FPMA Bordeaux mba handray  anjara @ alalan'ny rohy  "Lalao  "FANTASIKA VE?" : Tsindrio eto


2- Lafiny "FANENTANANA": Mandritra ireo hetsiky ny fitandremana FPMA Bordeaux sy ny EMB dia hikarakara fifaninanana lalao "FANTATSIKA ve ?"  ny VFTM. Ny fanontaniana dia sintonina antsapaka avy ao @ ireo fanontaniana maro voangona tao @ ny lafiny voalohany. 


Aza misalasala manatona ny mpiandraikitra raha misy fanontaniana manitikitika antsika mikasika ny lalao. 


Ny VFTM 

Antsa RANAIVOSOA 

Tel: 07.61.28.41.55


--