/TATITRY NY ANKIZY (« Zaza fito tsy mahafehy trano, ny toetra soa maharimonina » boky nosoratan’i Estine RINARA SOA natontan’ny LIBRAIRIE MIXTE [Rinara 1974]

Ny sahan’asa tao amin’ny ankizy dia nanavaka ny toetra soa , ny maha zava dehibe ny fifanakalozana tsy maintsy misy eo amin’ny eo amin’ny mpivady, eo amin’ ny ray amandreny sy ny zanaka, any ampianarana, eny ampiangonana, …mba tsy isian’ny tsy fifankahazoana, … izay mety hitondra fifandirana.

Ny toetra soa dia hita ihany koa ao amin’ny Baiboly, ny vokatry ny fanahy araka ny Baiboly :

Galatiana 5.22,23 : «  ny vokatry ny Fanahy Masina kosa dia : Fitiavana, hafaliana, Fiadanana, faharetana, Hamorampo, hatsarampo, Toetra mahatoky, Fahalemempanahy, Fahononampo. Tsy misy lalana manohitra ny toy izany »[AH1] 


 [AH1]



Ity ny tatitra avy amin ny groupe iray. Vitsy hono ny ankizy kely.





Tout était ok de mon côté. Les petites étaient attentives et ont bien aimé les jeux proposés. Le seul souci c’est que nous n’étions que 3 donc on a pas pu faire tous les jeux c’est dommage. Également le fait que ca n’a pas commencé à l’heure + termine plus tard par conséquent nous n’avions pas pu rester jusqu’au bout. A part ces details c’était très chouette



+++++



Ny nataon'ny ankizy miohatran'ny 10 taona :

- Dés des émotions : misy ohatrany dés kely roa nampamboarina an'ireo ankizy, ny iray misy sary maneho fihetsem-po moa ny iray misy fanontaniana mikasika ny fihetsem-po. Nasaina nanao boribory tamin'ny tany ny ankizy dia nahodina ireo dés ka izay tratran'ny boom no manipy azy sady mamaly ilay fanontaniana mifandraika amin'ilay sary.

- Tableau des émotions : nozaraina roa ny ankizy : ny lahy andaniny ary ny vavy ankilany. Nomena taratasy kely maromaro izay misy teny maneho fihetsem-po izy ireo ka nasaina nampiarahany ireo teny izay mitovy hevitra. Ohatra : content sy joyeux miaraka.

- Hira "rehefa faly aho" : nampianarin'i Christella hira ireo ankizy ka ny fiverenana niaraha-nihira fa ny tonony kosa nifampizarana.

- Mimes : misafidy fihetsem-po iray ny ankizy dia miezaka mampahafantatra izany ny hafa amin'ny alalan'ny fihetsika.



Tsy dia aiko loatra ny nataon'ny ankizy kely fa miala tsiny. Ny mba tazako fotsiny dia izy ireo ilay nampifandray ny fihetsem-po tamin'ny sary izay maneho izany.

Dia avy eo nanamboarako coquette kely izy ireo mba ho entiny mody fa tsy aiko na nentiny ihany na tsia.



Ataoko hoe tratra ihany ny tanjona satria hita taratra teny amin'ny ankizy hoe liana izy ireo sady navitrika nanao ilay kilalao. Ny any olana kely fotsiny angamba dia ilay fitaovana tsy ampy (lakoly). Fa amin'ny ankapobeny nahafinaritra be fa misaotra anareo nanasa.



Sary alaina eto