Trano => Fonenana / tokantrano / Fanambadiana

ð  Trano ao amin' ny Baiboly : Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an' i Madagasikara : /bins/dictio?sid=diksioneraaminnybaiboly (tenymalagasy.org)

ð  Ny olona vao avy nampaka-bady, na vao nampakarina, dia arahabain'ny havana aman-tsakaizany hoe : « Arahaba nahazo tokantrano ! ». Sady voninahitra izany no adidy lehibe koa[AH1] 

Raha mananagana tokantrano ny mpivady dia mila tonga saina @ andraikitra sahaniny hiaro izany fanambadiana izany.

Mila tonga saina sy miomana tsara hahalala ny maha zava dehibe ilay tokantrano (zaza ≠fanahy)

Ka raha manam pikasana ny hiteraka ireo mpivady dia tsy ireo zanaka akory no antoka hitandremana izany tokantrnao izany na koa ny isan’ireo zaza. [AH2] 

 

l Ny olona no maha trano ny trano.

Ce n’est pas la structure de la maison qui fait d’elle une maison mais la famille qui y vit.

             Trano eto = « fanambadiana »

 

l Trano bongo misy ronono ka sarotra atao malahelo.

Ny mahantra aza mety hanana izay maha sambatra azy rehefa misy zavatra mamy ao, toy ny fifankatiavana izany na zavatra hafa mahahenika ny fo, dia ampy hahasambatra ny mitoetra aho.

 

l Ny malagasy dia manome lanja ny trano à Tokantrano[AH3] 

Ny trano mitokana iveloman'ny mpivady tsy miaraka amin' ny Ray aman-dreny n'a ny havana no atao koa hoe tokantrano .[AH4] 

 


 [AH1]TRANO/TOKANTRANO/FANAMBADIANA

 [AH2]TOKANTRANO

 [AH3]TOKANTRANO/FANAMBADIANA

 [AH4]TOKANTRANO/FANAMBADIANA