Iza no niteny hoe :
"...fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona. ..." ?

Tompokolahy sy Tompokovavy Azafady tompoko fa mba hiteny manoloana anareo
Miala tsiny fa votsavotsa miteny
Tsy zokiny izahay fa zandriny Mpianatra teny malagasy eto amin’ny fiangonana
Miarahaba anareo tonga soa eto amin’ity toerana ity
Ahazo ny fy sy fahafinaretana anie ianareo .
    Mazotoa omana ary tompoko
     Mankasitraka tompokolahy
     Mankatelina tompokovavy

azo henoina e
eto




Qui a dit :
"...que l`homme ne vit pas de pain seulement, mais que l`homme vit de tout ce qui sort de la bouche de l`Éternel. ..." ?