FFPM 7 - Misaora an'Andriamanitra 1. Misaora an'Andriamanitra Izay nanao ny lanitra. Namorona ny tany koa Sy 'zay rehetra mahasoa 2. Derao ny voninahiny, Ankalazao ny heriny, Jereo ny fitiavany Tsy tambonao tononina. 3. Dia avy izahay izao, Ry Tompo be fitia ô! Miondrika eo imasonao Midera ny Anaranao. 4. Isaorana mandrakizay Hianao, Andriamanitray! Ny haja be indrindra izao Atolotray mpanomponao. ================================================ fihirana Ffpm 760 (aza mba manadino ny ray sy reninao) http://a.keepvidi.net/miYtVWWOM90/fihirana+Ffpm+760+aza+mba+manadino+ny+ray+sy+reninao.mp3 =================================================== Fihirana FFPM 725 (Alina ny andro) feony : http://www.hymnary.org/media/fetch/189787 Solfège (Notes): http://www.hymnary.org/text/alina_ny_andro http://www.hymnary.org/media/fetch/189786 source site web : http://www.hymnary.org/tune/alina_ny_andro =====================================================