Salutations; Fiarahabana Bonjour Monsieur, Madame; Maqnao ahoana Tompoko Bien, Merci Monsieur, Madame; Tsara fa misaotra Tompoko Est ce que vous allez bien ? Salama tsara ve hianao ? Je vais bien; Salama tsara aho Pas mal; Tsaratsara Comment vas-tu ? ; Manao ahoana indry ? Manao ahoana ialahy ? Je ne me sens pas très bien; Tsy dia tsara loatra Faites de bon rêve; Manofisa mamy Bon voyage; Soava dia A bientôt!; Mandrapihaona! Ireto koa mbola misy : Haody ô! Salama ô! Arahabaina ô! Miarahaba tompoko. Mialatsiny ; Aza fady tompoko; Mangatadalana tompoko; Misaotra indrindra tompoko; Mankasitraka ô! Sitraka enti-matory koa valiana rehefa matsiaro ô! Mahereza e! Mirary soa ô! Tahian'Ny Tommo.