Mpanompon'Andriamanitra mitombo amin'ny asa tsara rehetra." 2 Korintiana 9: 8


Ny FPMA Bordeaux miaraka amin'ny Vaomiera Fampianarana ny Teny Malgasy (VFTM) dia faly manasa anao hanatrika ny hetsika izay ho tanterahana amin'ny sabotsy 26 oktobra 2024, manomboka amin'ny 3 ora tolakandro eny amin'ny Salle Lucie Aubrac - Rue Léon Lagrange, 33 270 Floirac.


Ny fotoana dia hatomboka amin'ny fifanakalozana, latabatra boribory izay hanasantsika vahiny: Ramatoa isany RATOVOSON Domoina sy RANDRIAMAMONJY Hanitriniaina Lalaonirina Frédine


Ho tohizana amin'ny kilalao malagasy samihafa ary ho faranana amin'ny fampisehoana zava-kanto malagasy sy fiaraha-miala hetaheta.


Indro hitanao mifatotra ny fanasana. FLYER


Ny Komitin'ny Fitandremana.


Fafana fandraisana anjara : misy takelaka 4 (4 onglet s) :

- Lalao malagasy – larabatra boribory - fanehoana kolontsaina – malagasy - fialana hetaheta



https://docs.google.com/spreadsheets/d/18Nt1GJREojty-sXs9TwoHyTSMPTNYiw6O--G_PxPtD4/edit?usp=sharing