FPMA BORDEAUX







Ny Mpamafy

FIARAHA-MIAVAK AO AMIN’NY FIANKAVIANA

FANDINIHINA BAIBOLY, FANDINIHINA LOHAHEVITRA

CELLULE DE PRIERE FAMILIALE (CdPF)

CELLULE DE PRIERE (CdP)

FANDINIHINA LOHA-HEVITRA (FLH)

confcall le mardi



20H00 depuis 27-10-2020 Cellule de prière familiale



07 56 75 39 31



– 873182#

+++++++++++++++++++++++++++++++++++

Ny FILAZANTSARAn ’i MATIO

( Eto no azo iheinoana ny toko sy andininy @ nyMATI )



( Eto dia azo hamakina ny toko sy andininy ao @ MATIO)

+++++++++++++++++++++++++++++++++++













21-03-2023 [CDF]: Matthieu 9.27-38, "Récolte abondante mais peu d'ouvriers"
aly miarahaba ry havana,


manasa anao izahay mba hiara-hivavaka sy handinika ny teny ao amin'ny baiboly, anio alina amin'ny 8ora. 


"Be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy" hoy ny Tompo. 

Inona no vokatra lazain'i Jesoa eto? Misy fepetra manokana ve ilaina mba hidirana ho mpiasa amin'izany?


Jésus dit, "la récolte est abondante mais il y a peu d'ouvriers".

De quelle récolte le Seigneur parle-t-il? Y a-t-il des critères particuliers pour devenir ouvriers dans son champ?


Aoka hifanentana sy hifampitondra amim-bavaka isika ho amin'izany.


Momba antsika ny Tompo 


Ny Mpitandrina 



14-03-2023 CDP 14 Mars 23
Faly miarahaba antsika amin ny anaran'ny Tompo,

Manasa antsika hihaino ary handray anjara amin ny Cellule de Priere atao ny talata 14 Mars izao amin ny 8 Ora alina amin ny alalan ny confcall.

 Ny loha hevitra ho jerentsika amin izany dia:


"Izaho sy ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra "


izay nankinina tamin'ny Teniny hoe : " Mandehana any @ izao tontolo izao ianareo ; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. "   " Mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra. "  MARKA  16.15    MATIO  28.19


==> Mitondra inona ho ahy ny fahalalako ny fahefan'ny Tenin'Andriamanitra ?


==> Anjaran'Andriamanitra ny milaza ny teniny amintsika, fa inona kosa no ataontsika mba hahatanteraka ny fahefan'ny Teniny eo amin'ny fiainantsika ?


Koa aoka isika hifampitaona sy hifampizara mikasika izany loha hevitra izany.



Ny mpiandraikitra VAFF.



07-03-2023 [CDF]: "Foi et superstition", Matthieu 9.18-26



28-Faly miarahaba ry havana,


manasa anao indray izahay anio alina mba hiara-hivavaka sy handinika ny teny ao amin'ny baiboly. Manodidina ny Finoana sy ny finoanoam-poana no hifampizarana amin'izany:


manasitrana ve ny fikasihana ny akanjo na ny sarin'ny olona masina? Inona no nahavonjy an'ilay vehivavy narary nandritra ny 12 taona?


Entre la foi et la superstition: le fait de toucher un vêtement ou une image sainte peut-il conduire à la guérison d'une personne qui le réalise? Qu'est-ce qui a sauvé la femme atteinte d'une maladie pendant douze ans?


Aoka hifanentana sy handray anjara maro amin'izany àry isika!


---------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

02-2023 FLH 28 Février - Ne pas savoir quoi dire..
Bonjour à tous chers frères et sœurs en Christ, voici le thème de ce soir.


« 12. car le Saint-Esprit vous enseignera à l’heure même ce qu’il faudra dire. »

 Luc 12:12 LSG


Ne pas savoir quoi dire...


Ce temps de Carême est pour nous une occasion de se questionner en nous même, savoir où nous en sommes face aux défis et aux épreuves que nous impose notre quotidien. 


Parmi ces défis, notre incapacité à "dire". 


Dire pour partager, Dire pour encourager, Dire pour enseigner, Dire pour se défendre, Dire pour pardonner... Dire pour exister !


1/ Quel est le plus simple : "il est plus facile à dire, qu'à faire" ? Ou bien "il est plus facile à faire qu'à dire" ?


2/ Dans la Bible "Dieu dit" beaucoup. Comment recevoir la Parole sans se perdre : Être source de Vie, ou bien source de Mort ?


3/ Psaumes 1:2, Luc 15:17, Comment profiter du Carême comme temps de médiation ?


A très vite en Christ !

21-02-2023 [CDF]: "vin nouveau dans des outres neuves" (Matthieu 9.1-17)
Faly miarahaba ry havana,


anio alina amin'ny 8 ora no fotoana hiarahantsika mivavaka sy mifampizara ny teny ao amin'ny baiboly. Momba ny fandraisana ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy no dinihintsika araka ny tenin'i Tompo hoe "ny divay vaovao dia atao anaty siny hoditra vaovao".


Lazaina fa "blasfemia" ka manohintohina ny fomba amam-panaon'ny olona ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy, nahoana? Amin'ny fomba ahoana àry no handraisana sy hitoriana izany Filazantsara izany?


Pourquoi l'évangile de Jésus-Christ scandalise les moeurs et considéré comme blasphémie par les opposants? Comment alors recevoir et partager cet évangile?


Mahereza fa momba antsika ny Tompo,



---------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



14-02-2023 CDP talata 14 Febroary 2023 "Ny Fitiavana " 
Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo ,


Manasa antsika ny Talata 14 Febroary 2023 ho avy izao amin'ny 8 ora alina par Confcall, handray anjara amin'ny Cellule de prière.

Ka ho velabelarintsika amin' izany:


 "Ny Fitiavana " 

Amin izao fotoana saint Valentin izao


Manentana antsika hiaraka hitafa momba ny amin' izany.


Manonona ny fiadanan' ny Tompo amintsika tsirairay avy.


Mpiandraikitra ny VAFF



07-02-2023 [CDF]: Matthieu 8.23-34 "Le sommeil de Jésus"
Faly miarahaba ry havana,

manasa anao indray izahay anio alina mba hiara-hivavaka sy hifampizara ny teny ao amin'ny baiboly. Momba ny fatorian'i Jesoa no jerentsika amin'izany:


Nahoana no hita matory ny Tompo manoloana ny loza manjo ny mpianany? Inona no ifandraisan'ny fatoriana sy ny finoana? Inona no atao hoe "fifohazana"?


Pourquoi voit-on le Seigneur dormir devant la détresse de ses disciples? Quel est le rapport entre le sommeil et la foi? Que signifie "réveil"?


Samia mitondra amim-bavaka izany fotoan-dehibe ho an'ny fiangonana izany isika rehetra ka hifampitaona maro!

Momba antsika ny Tompo,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

31-01-2023 [CDF]: Matthieu 8.18-22 "cheminer avec Jésus"
Faly miarahaba ry havana,


manasa anao izahay mba hiara-hivavaka sy handinika ny Tenin'Andriamanitra izay fanaontsika isaky ny talata alina. Ny Filazantsara araka an'i Matio no tohizantsika ny famakiana azy:


Kristiana no ilazana izay mpanaraka an'i Kristy. Inona no ambaran'i Jesoa raha maniry hanarak'Azy tokoa isika? Misy vato misakana tsy hahafahana manaraka an'i Tompo ve? Ho an'izay efa manaraka Azy indray, moa ve misy hafainganam-pandeha takian'i Tompo manokana mba hahafahana manarak'Azy tsara?


Ceux qui se mettent à la suite du Christ s'appellent "chrétiens". Que révèle Jésus à nous qui désirions vraiment le suivre? Y-a-t-il des obstacles qui empêchent les gens de suivre le Seigneur? Pour ceux qui cheminent avec Jésus, le Seigneur leur demande-t-il de respecter une certaine vitesse pour effectuer une bonne marche avec Lui?


Aoka àry hifampitaona isika ka hifampahery sy hifampivavaka ho amin'izany!



-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

24-01-2023 :  [FLH] - 23/01/2023 - Heureux ceux qui sont persécutés pour la Justice...
Texte : 1 Rois 19: 3-5


Suite à notre dernier FLH au sujet de ceux qui procurent la paix, nous mediterons sur la question de la persécution dans la Bible et dans notre actualité quotidienne. 


Questions :

1.Qu'est-ce que la Persécution ? La Justice ?

2. La Persécution du croyant est elle bonne ? Est-elle normale ?

3. Pouvez-vous temoigner de la persécution au sein de l'Eglise ?


Bonus : Actes 6 - 7, Comment Étienne est-il mort ?


1 Rois 19:3-5 Elie, voyant cela, se leva et s'en alla, pour sauver sa vie. Il arriva à Beer-Schéba, qui appartient à Juda, et il y laissa son serviteur.

Pour lui, il alla dans le désert où, après une journée de marche, il s'assit sous un genêt, et demanda la mort, en disant: C'est assez! Maintenant, Eternel, prends mon âme, car je ne suis pas meilleur que mes pères.

Il se coucha et s'endormit sous un genêt. Et voici, un ange le toucha, et lui dit: Lève-toi, mange.


1 Mpanjaka 19:3-5 (MG65) Ary raha nahita izany izy, dia niainga ka lasa nandeha hamonjy ny ainy dia nankany Beri-sheba, izay any Joda, ary ny zatovo najanony tao.

Fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-efitra, ary tonga ka nipetraka teo ambanin'ny anjavidy anankiray; dia nangataka ho faty izy ka nanao hoe: Aoka izay! alao ny aiko ankehitriny, Jehovah ô. fa tsy tsara noho ny razako aho.

Ary raha nandry natory teo ambanin'ny anjavidy anankiray izy, indro, nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe. Miarena, ka homàna. 

17-01-2023 [CDF]: "les signes messianiques" (Matthieu 8.1-17)
Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo izahay,


Hasaina isika anio alina mba hiara-hivavaka sy handinika ny teny ao amin'ny baiboly. 

Momba "ireo famantarana izay maneho ny Mesia" no hifampizarantsika araka ny teny izay voatondro.

Mahereza daholo  fa momba antsika ny Tompo!

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



10-01-2013 [CDP] Matio 5  13 "Hianareo no fanasin' ny tany …..
Faly miarahaba antsika rehetra @ anaran' ny Tompo,


Manasa antsika ny Talata 10 Janoary ho avy zao @ 8 ora alina par confcall, handray anjara @ cellule de prière.

Ka ho velabelarintsika @ zany Matio 5  13


"Hianareo no fanasin' ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin' ny olona.


Ka ny fanontaniana hiezahantsika hovaliana hanampiana izany dia hoe:


" Amin' izao taona misokatra amintsika izao, inona no azonao hambara @ zay handrasan' ny Tompo amiko sy aminao?"


Manantena antsika hiara- hifarimbona sy hitafa ny @zany.


Ny fiadanan' ny Tompo ho amintsika tsirairay avy.


Ny VAFF



03-01-2023 [CDF]: "les faux prophètes" (Matthieu 7.13-29)

Mbola mamerina ny fiarahabana anao tratry ny taombaovao izahay,

"aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo" (Kolosiana 3.16), ary dia ho taom-pankasitrahana omen'i Tompo ho antsika ity 2023 ity!


Manasa anao hisantatra ny fiaraha-mivavaka sy fifampizarana ny teny ao amin'ny baiboly, voalohany amin'ny taona, anio alina amin'ny 8 ora.


Ahoana no hamantarana ny Mpaminany sandoka? Inona no tokony hotandremana manoloana ny mpisandoka? 

Comment reconnaître les faux prophètes? Comment se garder des séducteurs?


Mahereza daholo ary aoka hifampitaona isika rehetra anio alina,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

27-12-2022 [FLH] Heureux ceux qui procurent la paix, car ils seront appelés fils de Dieu! 

Matthieu 5:9 


Voici le thème et les questions à aborder 

Qu est ce que la paix ?

Quelle différence entre la Paix et le Pardon ?

Comment savoir si nous sommes vraiment des artisans de Paix ?

Pourquoi pouvons nous dire que Jésus est un Prince de Paix ?


Question bonus : dans l'apocalypse on nous parle d'un ange qui enlève la Paix dans le monde. 

Pourquoi ?



20-12-2022 [CDF]: Matthieu 7.1-12, "Ne jugez personne"
aly miarahaba anao izahay ry havana,

Hifamotoana indray isika anio alina mba hiara-hivavaka sy hifampizara ny Teny ao amin'ny baiboly.


Inona no hatao hoe "fitsarana"? Nahoana no raràna ny mino mba tsy hitsara ny hafa? Avela amin'izao àry ve izany ny faharatsiana na ny zavatra hita fa tsy mety rehetra? 


Que signifie "juger"? Pourquoi recommande-t-on aux croyants de ne pas juger les autres? Devrait-on être ainsi indifférent quant au mal et aux injustices qui se passent autour de nous?



Mahereza àry fa momba antsika ny Tompo,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

13-12-2022 [ CDP] "Noely fomba amam-panao fotsiny ve sa Noely am-pinoana? "

Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo ,


Manasa antsika ny Talata 13 Desambra 2022 ho avy izao amin'ny 8 ora alina par Confcall, handray anjara amin'ny Cellule de prière.

Ka ho velabelarintsika amin' izany:


 "Noely fomba amam-panao fotsiny ve sa Noely am-pinoana? "

-Inona no atao hoe Noely amin'ny sarababen'ny olona ary aminao?

-Nahoana isika no mankalaza ny Noely?

-Inona no hevitry ny Noely amin' Andriamanitra? ny voalazan'ny Soratra Masina?


Manentana antsika ary hiaraka hifandrimbona sy hitafa ny amin' izany.


Manonona ny fiadanan' ny Tompo amintsika tsirairay avy.


Mpiandraikitra ny VAFF



06-12-2022 [CDF]: "momba ny harena" (la richesse) - Matio 6.19-34
Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo,


hifamotoana indray isika anio alina hifampivavaka sy hifampizara ny teny ao amin'ny baiboly. Momba ny harena no hodinihintsika araka ny teny voalahatra ao amin'ny filazantsara araka an'i Matio.


Inona no atao hoe "harena"? Inona ny harena any an-danitra? Tsy ilaina ve izany ny mihary harena eto an-tany? 


Qu'est-ce que "la richesse"? Qu'est-ce que le trésor dans le ciel? N'avons-nous donc pas besoin d'amasser des trésors terrestres?


Momba antsika ny Tompo,



-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

29-11-2022 [CDF]: "concernant le jeûne", d'après Matthieu 6.16-18
Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo ry havana,


hifamotoana indray isika anio alina mba hiara-hivavaka sy hifampizara ny Teny avy ao amin'ny baiboly. Mikasika ny fifadian-kanina no lohahevitra amin'izany:

Inona no atao hoe fifadian-kanina? nahoana no mifady hanina ny mino? Misy ifandraisany amin'ny advento ve ny fifadian-kanina? Inona no tokony hotandremana rehefa mifady hanina isika?


Notre thème de ce soir, selon l'évangile de Matthieu, s'agit du "jeûne":

qu'est-ce que le "jeûne"? Pourquoi devrait-on jeûner? Quel rapport y-a-t-il entre le dimanche de l'avent et le jeûne? Y-a-t-il des recommandations à faire pour jeûner?


Mahereza hatrany fa momba antsika ny Tompo,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

22-11-2022 [FLH]: le bonheur dans la pureté de coeur (1 Samuel 16.7-13)
Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo,


ny lohahevitra hifampizarantsika rahalina dia "ny fahasambarana azon'ny mino noho ny fahadiovam-pony" (Matio 5.8). 

Inona no atao hoe "madio fo", inona no mety hampandoto ny fo, amin'ny fomba ahoana no hanadiovana ny fo? Efa niaina izany va ianao?


Nous allons échanger ce soir sur "le bonheur du chrétien en ayant le coeur pur" (Matthieu 5.8).

que signifie "coeur pur", qu'est-ce qui pourrait souiller le coeur de l'homme, comment rendre le coeur à nouveau pur? L'auriez-vous aussi vécu?


Mahereza daholo fa momba antsika ny Tompo!



-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



08-11-2022 [ CDP] « Guerres entre les pays »
Hrahantsika ho dinihana amin izany :
« Guerres entre les pays, que dit la Bible ? » «

Un temps pour tout. Il y a … un temps pour la guerre, et un temps pour la paix. » - Ecc 3.8

(PDF TARIDALANA )



01-11-2022 [CDF]: Matthieu 6.5-15 « au sujet de la prière »

Faly miarahaba ry havana,

Hiara-hivavaka sy handinika ny Tenin’Andriamanitra isika araka ny fanao isaky ny talata alina. Momba ny vavaka no hifampizarantsika amin’izany :

Hita ao amin’ny fivavahana rehetra ny fifandraisan’ny olona, izay manaraka izany, amin’izay heveriny ho andriamanitra ka tompoiny. Ny voalohan’ny volana novambra dia maro ny mivavaka amin’ny maty ? Ahoana ny amintsika kristiana ? Vao teraka ve dia efa mahay mivavaka ny olona sa mila fianarana izany ? Tsy feno ve ny vavaka ataontsika raha tsy ampiana an’ilay vavaka nampianarin’i Tompo ?

Dans toutes les religions, chaque adepte a sa manière de prier dieu qu’il reconnaît et qu’il vénère. Il y en a qui prie et intercède pour les morts en ce jour de 1er novembre. Qu’en est-il de la religion chrétienne ? La prière est-elle innée chez une personne ou devrait-on l’apprendre pour la faire ? Notre prière ne serait-elle pas complète sans cette prière que Jésus nous a apprise ?

Manentana anao izahay mba ho tonga sy hitaona ny hafa amin’izany,

Momba antsika ny Tompo,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



25-10-2022 [FLH] 6 Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana. / : HEUREUX CEUX QUI ONT FAIM ET SOIF... (Romains 12.10-21)
Faly miarahaba ry havana,

ny fandinihina ny lohahevitra izay tanterahintsika anio alina dia hifantoka amin'ny fahasambarana faha-4 izay nambaran'i Tompo (Matio 5.6).



Fahasambarana ny hanoanana sy ny hetaheta amin’ny fahamarinana, nahoana ?

Inona no atao hoe fahamarinana ? Inona no hatao mba hahatonga ny olona ho noana sy mangetaheta izany ? Inona no fahavokisana ampanantenain’i Tompo ?

 

Affamé et assoiffé de justice font le bonheur, pourquoi ?

Qu’est-ce que la justice ? Comment donner envie à chacun d’avoir soif et faim de la justice ?

Quel rassasiement  le Seigneur nous promet-il  ?


Aoka hifampitaona sy hitondra amim-bavaka amin'izany isika mianakavy,

momba antsika ny Tompo!


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



18-10-2022 [CDF]: Matthieu 6.1-4 "la manière de donner"

Faly miarahaba ry havana,


handray fampianarana momba ny fanomezana isika anio alina araka ny Filazantsara taterin'i Matio izay dinihintsika mitohy.


Mitovy ve ny "manome" sy ny "manao asa fiantrana"? Inona avy izy ireo?

Nahoana no lazaina fa "asan'ny fahamarinana" ireo?

Inona no valim-pitia azo avy amin'Andriamanitra vokatry ny asan'ny fahamarinana tanterahintsika?


Quelle différence y a-t-il entre "donner" et "faire l'aumône"? Citez des exemples de dons et d'aumônes?

Pourquoi les qualifie-t-on ici d'"action de justice"?

Quelle récompense Dieu accordera-t-il à nos "actions de justice"?


Mahereza daholo fa momba antsika ny Tompo,

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



11-10-2022 CDP Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho"  Isaia 6:8

Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo,


Mitohy ny fotoanantsika isaky ny talata 


Ny hodinihintsika amin'izany :

" Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho"  Isaia 6:8


Ka hiarahantsika valiana sy fakafakaina amin' izany:

- Fa maninona ny Tompo no maniraka?

-Iza no irahiny?

-Ary ianao mba ahoana?

 

Koa manainga antsika ry havana ao amin'ny Tompo, hihaino sy hanaraka izany amin'ny confcall ny Talata 11 Oktobra 2022 izao amin'ny 8 ora alina.


Ho tahian'ny Tompo hatrany ny tokantrano tsirairay avy.


Mpiandraikitra ny VAFF



04-10-2022 [CDF]: Matthieu 5.38-48, "concernant la vengeance, l'amour et les ennemis""



Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo,


momba ny "valifaty" no asian-dresaka mandritra ny fiaraha-mivavaka sy ny fandinihina ny soratra masina anio alina. Inona no ambaran'ny Filazantsara mikasika izany?


Mahereza ry havana fa momba antsika ny Tompo


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



27-09-2022 [FLH]: Jacques 1. 16-27
Faly miarahaba ry havana,


ny fandinihina lohahevitra anio alina (FLH) izay fanaontsika isaky ny talata faha-4 amin'ny volana dia hiompana amin'ireo fahasambarana folo nambaran'i Jesoa Tompo ho an'ny mino Azy. Anio isika dia handray ny fahatelo amin'izany: "malemy fanahy" (Matio 5.5)


Inona no atao hoe "malemy fanahy"? Ahoana no fisehony?

Fahalemena sa fahatanjahana ny "fahalemem-panahin"' ny mino?

inona no mety manakana ny olona tsy ho "malemy fanahy"?


la 3ème clé du bonheur des chrétiens révélé par Jésus est "la douceur" (Matthieu 5.5)

Qu'est-ce que la "douceur"? Comment se manifeste-t-elle?

Être doux peut-il être une force ou une faiblesse chez la personne qui la manifeste?

Qu'est-ce qui pourrait empêcher une personne de vivre la "duceur"?


Momba antsika ny Tompo,


-------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



Faùpahatsiarovana :

29-12-2020 Jakoba 1,19-27 Jacques-partie-3.pdf

15-12-2020 Jacques-partie-2.pdf Jacques 1, 9-18
Dieu fait-il de favoritisme pour que d’autres personnes aient des conditions de vie meilleures que les autres ?

Jésus, pour sa part, nous invite à penser sur l’inégale répartition de la richesse dans le monde





20-09-2022 CDF]: Matthieu 5.33-37, "concernant le serment"
Faly miarahaba ry havana,

mikasika  ny fianianana" ny teny hifampizarantsika sy hiarahana mivavaka anio alina. 

Momba antsika ny Tompo 

Ny Mpitandrina 

13-092022 Cellule de prière  Talata 13 Septambra 2022.

Miarahaba antsika mpianakavin'ny finoana ao amin’ny Tompo.  Ity indray izany ny lohahevitra ho dinihantsika mandritry ny fotoana ny CDP :

                                                      VALIM-PITIA

1-Inona avy no karazana valim-pitia?

2-Iza no afaka mamaly fitia sy manome valim-pitia ary iza no misitraka azy?

3-Ny asa sy ny toe-javatra manao ahoana no andraisana valim-pitia?

4- Araka izany inona no atao hoe valim-pitia?

Manasa antsika izany handray anjara mavitrika. Dia ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.

VA2F

06-09-2022 [CDF]: Matthieu 5. 27-32 « Au sujet de l’adultère » TARIDALANA

26-07-2022 [FLH]: pleurer nous rend il heureux?
ny fahasambarana faharoa araka ny toritenin'i Jesoa teo an-tendrombohitra no hifampizarantsika anio alina amin'ny 8 ora.



"sambatra izay mitomany fa izy no ampiononin'Andriamanitra" (Matio 5.4)

mahasambatra ve ny fitomaniana? Inona no anton'ny tomany? Amin'ny fomba ahoana ny alahelo no tonga fahasambarana ho an'ny olona anankiray na ho an'ny tokantrano na ho an'ny fianakaviana na ho an'ny fiangonana, sns.



19-07-2022 [CDF]: Matthieu 5. 21-26
Zavadehibe no hifampizarantsika satria miresaka momba ny FIHAVANANA maha malagasy antsika rahateo. TARIDALANA



05-07-2022 [CDF]: Matthieu 5.17-20 « Donner du sens à notre vie spirituelle » (v.17) TARIDALANA

28-06-2022 [FLH]: "heureux les pauvres"? « Heureux les pauvres de cœur : le Royaume des cieux est à eux. » (Matthieu 5.3)

Le bonheur dans la pauvreté !

La richesse ne fait-elle pas le bonheur de l’humanité ? Pourquoi ? Qu’est-ce que le bonheur ?

Pourquoi et comment la pauvreté pourrait-elle être l’accès au bonheur ?

 

Lectures : Matthieu 6.25-34

(Textes à l’appui : Psaumes 34.19 / 40.17 / Esaïe 57.15 / Luc 1.52-53 / Apocalypse 3.17)


-------------------

Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux

21-06-2022 [CDF] Matthieu 5.9-16« Le bonheur apporté par le Messie » ( TARIDALANA )

31-05-2022 [CDF]: Matthieu 4.12-25 « Jésus proclame la bonne nouvelle et guérit les malades » (v. 23) ( TARIDALANA )



14-06-2022 [CDP] Cellule de Prière - Talata 14 jona 2022 – 20h00



Lohahevitra : « Ny vola sy ny harena ve mahasambatra ? »

« L'argent et la richesse font-ils le bonheur ? »

1°) Inona no atao hoe harena amin’ny olona? ary ho an 'ny kristianina ?

2°) Mahasambatra ve ny harena?

Rehefa hoe harena ve dia tsara daholo?

3°) Inona no tokony ho fijery sy ho fitondrantenan'ny kristianina manoloana ny harena ?

07-06-2022 [CDF] Matthieu 5.1-16 « Le bonheur apporté par le Messie » ( TARIDALANA )

31-05-2022 [CDF]: Matthieu 4.12-25 « Jésus proclame la bonne nouvelle et guérit les malades » (v. 23) ( TARIDALANA )

24-05-2022 [FLH]: "Ambassadeurs du Christ, allez en eau profonde!" (Juges 6. 1-27)

Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo,


anio alina isika dia handinika lohahevitra izay miompana amin'ny vinan'ny fiangonana mandritra ny roa taona manaraka: "mandrosoa ho any amin'ny lalina" (Lioka 5.4b).


Inona moa no "lalina" tiana ambara ka hitaomana ny kristiana sy ny fiangonana mba handrosoany?


Manasa anao àry izahay mba handray anjara amin'ny fifampizarana mikasika izany. Ny bokin'ny Mpitsara 6. 1-27 no hiaingantsika.


Momba antsika ny Tompo,


17-05-2022 : [CDF]: Matthieu 4.1-11 « Conduis par l’Esprit » (v.1) ( TARIDALANA )

10-05-2022 ; [CDP] Thème : « Ny fahazarana / les Habitudes »

1°) Tsara ve ny manana fahazarana ?



Est-il bien d‘avoir des habitudes



2°) Tsara daholo ve ny fahazarana ?

Toutes les habitudes sont-elles bonnes ?

Inona ny mety fahazaran-dratsy ?

Qu’est-ce qui peut être une mauvaise habitude ?

3°) Tokony hanana fahazarana koa ve ny kristiana ?

Les Chrétiens devraient-ils avoir des habitudes ?

Inona no fahazarana manamarika anao voarakitra ao @ baiboly ?

Quelles habitudes mentionnées dans la Bible vous ont marqué ?

4°) Ahoana no atao hialana @ fahazarana raha maniry hiala amin'izany ianao.

Que faire si on veut se débarrasser d’une habitude ?

03-05-2022 : [CDF]: Matthieu 3

« Accomplir ce que Dieu demande » (v.15) ( TARIDALANA )

26-04-2022 :[ FLH] Amin'izao fotoana manodidina ny fetin'ny paska izao dia mety hahaliana antsika ny miresaka momba ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty.

Koa indro àry ny lohahevitra izay hifampizarantsika anio alina amin'ny 8ora tsy diso.

« Vatana toy inona no hotafian’ny olona amin’ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ? »

« Quel genre de corps revêtira l’humain lors de la résurrection des morts ? »

Texte : 1 Corinthiens 15. 20 – 58 

19-04-2022 : [CDF]: Matthieu 3 Jean le précurseur de Jésus (v.11) ( TARIDALANA )

05-04-2022 : [CDF]: Matthieu 2. 13-23 « Afin que s’accomplisse la prophétie » (vs. 15, 17 et 23) ( TARIDALANA )

29-03-2022 [CDF]: Matthieu 2 L’accomplissement de la prophétie (v.22) ( TARIDALANA )

22-03-2022 [FLH] un avant-goût de notre retraite d’église de ce weekend qui invite chaque croyant à « aller en eau profonde »: « chrétien (ne) qui es-tu ? », et « le modèle d’un chrétien (ne) en marche ». Nous partagerons ce soir sur le thème suivant :

Le chrétien (ne) fera de très grandes œuvres. De quoi s’agit-il ? Pourquoi et comment ? D’après, Jean 14. 11 – 27

15-03-2022 [CDF]: Matthieu 1. 18-25 ( TARIDALANA )

08-03-2022 [CDP] « Tatouage d’un jour, Tatouage pour toujours » ( TARIDALANA )

01-03-2022 [CDF]: Matthieu 1.1-17

Le livre de la genèse de Jésus Christ (verset 1) ( taridalana )



Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy

Bordeaux



TAHIRY :



22-06-2021 hatramin’ny 22-02-2022 CdPF - CdP - FLH

Ny epistily ho an ’ny GALATIANA

(ALAINA ETO NY TAHIRY)

( Eto no azo iheinoana ny toko sy andininy @ ny EPISTILY ho an ‘ny GALATIANA )



( Eto dia azo hamakina ny toko sy andininy @ Epistily ho an ‘ny GALATIANA )

+++++++++++++++++++++++++++++++++++

15-12-2020 hatramin’ny 22-06-2021 CdPF - CdP - FLH

Ny epistily nosoratan'i Jakoba

(ALAINA ETO NY TAHIRY)

( Eto no azo hiainoana ny toko sy andininy @ ny EPISTILY nosoratan'i JAKOBA )



( Eto dia azo hamakina ny toko sy andininy @ Epistily nosoratan'i JAKOBA)

+++++++++++++++++++++++++++++++++++



24-03-2020 hatramin’ny 01-12-2020 FILAZANTSARA araka i MARKA

 

http://mizara.fr/fpmabx/lives_bible.html