[FLH]: Ephésiens 4.1-16 "L'unité des chrétiens"

SORATRA :
https://nybaiboly.net/Bible/BibleMalagasyHtm-nt10-Ephesiens.htm#nt10_04
FEO : 
https://nybaiboly.net/Bible_Oral/nt10-Efesiana_toko_04.mp3



Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo ry havana,

ao anatin'ny herinandro fiaraha-mivavaka ho an'ny firaisan'ny mino maneran-tany izay fanao isan-taona dia handinika sy hifampizara ary hivavaka ho an'ny fiombonan'ny Kristiana rehetra isika anio alina.

Inona no dikan'ny teny hoe "ekiomenisma, fédération protestante, dialogue interreligieux,..."? Ary isika Fpma sy ny fiangonana protestanta malagasy hafa aty an-dafy?
Aoka hifanentana Ãry isika ka handray anjara amin'ny fandinihina Lohahevitra rahalina!

Momba antsika ny Tompo,

-------------------
Pasteur RAMAHERIJAONA Jean Teddy
Bordeaux