09-12-2025
CDP ny Hery sy Faherezana Josoa 1, 9
Miarahaba
indray amin'ny anaran'i Tompo ô,
Indro
alefako aminareo n'y thème nosafidiko ho an'ny CDP talata 9
ho
avy
izao: Josoa 1, 9 " Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa
mahereza s'y
mahatanjaha
;aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao
Tompo
Andriamanitrao
amin'izay rehetra alehanao." ( Josué 1, 9 )
Ireto
n'y fanontaniana :
1)
ahoana no hahazoana n'y Hery sy Faherezana lazain'
Andriamanitra
indrindra
ao anatin'ny fahasarotana? ( Comment avoir la force et
le
courage
dont Dieu parle dans des circonstances difficiles ? )
2)
ahoana no fahazoantsika ny hevitry ny teny hoe"
Faherezana "? (
Comment
peut-on comprendre le mot" courage "? )
3)ahoana
no Mety ananantsika izany? ( Comment peut-on l'avoir ? )
Vakio:
Josoa 1, 1-9. ( Lire: Josué 1, 1-9 ).
Fiadanana.
Lantosoa
Ramandiamanana.
02-12-2025 Ezra
1:1- 11.
Finaritra,
Ho
amintsika rehetra anie ny fahasoavana sy ny fiadanana
avy
amin'Andriamanitra
Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.
Ny
soratra Masina izay hifampizarantsika sy hifampaherezantsika
dia
izay
hita ao amin'ny
Ezra
1:1- 11.
ho
fiomanana amin'izany dia manasa antsika hamaky izany
mialoha.
ho
tahian'ny Tompo hatrany.
Mirary
soa
Nirina
25-11-2025 [FLH]:
"Un Dieu souverain qui révèle les choses cachées"
Faly
miarahaba ry havana,
ny
fotoam-bavaka hiarahantsika anio alina dia manomana ny
fampianarana
nasionaly
izay hiarahana amin'ny Fpma manontolo rahampitso
alarobia.
L'ESPÉRANCE
D'UN ACCOMPAGNEMENT DIVIN FAVORISE LE DON DE SOI
Lecture:
Daniel 2
«
Un Dieu souverain qui révèle les choses cachées »
Verset
28: _« Cependant, il y a dans le ciel un Dieu qui dévoile
les
secrets
et qui a fait connaître au roi Nebuchodonosor ce qui
arrivera
dans
l'avenir. Voici ton rêve et les visions que tu as eues sur
ton
lit.
»_
Questions
à préparer :
*
Quel est le message principal que Dieu veut communiquer à
travers
le
rêve de Nabuchodonosor ?
*
Pourquoi les sages de Babylone sont-ils incapables de révéler
le
rêve,
alors que Daniel, lui, en reçoit la révélation ?
*
Comment Daniel réagit-il face à la crise, et qu'est-ce que
cela
nous
apprend sur la foi et la prière en situation de danger
?
*
Que représentent les différents matériaux de la statue, et
quel
contraste
établit le texte entre les royaumes humains et le Royaume
de
Dieu
?
*
Quelle transformation ce chapitre opère-t-il dans le cœur
et la
vision
du roi Nabuchodonosor ?
Mahereza
daholo fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
(Daniel
2)
18-11-2025 [CDF]:
"Gloria in excelsis Déo" (Luc 2.1-21)
Faly
miarahaba anao izahay ry hava-malala ao amin'i Tompo,
Ny
Filazantsara araka an'i Lioka no dinihantsika anio alina.
Mitantara
ny
vanim-potoana sy ny tranga niseho nandritra ny fahaterahan'i
Jesoa
izy
ao amin'ny bokiny.
Hitantsika
eo amin'ny andininy faha-14 ny hira litorjika
fanaontsika
mandritra
ny fanompoam-pivavahana: "Glória in excélsis Déo. Et
in
térra
pax homínibus bónæ voluntátis" (teny
latina)
Nahoana
ny Fiangonana no mihira an'izany ao amin'ny litorjiany ?
ary
aiza
ho aiza ao amin'ny fanompoam-pivavahana no hihiràna azy ?
Moa ve
ao
am-piangonana ihany no ankalazantsika an'Andriamanitra ?
Inona no
antony
fankalazan'ny mino Azy ?
Dans
Luc 2.14, nous remarquons le chant des anges connu durant
notre
liturgie:
"Gloria", lors de la naissance de Jésus.
Pourquoi
l'intègre-t-on
dans notre culte ? À quel moment de la liturgie
le
chanterions-nous
? Serait-ce seulement à l'église qu'on rend gloire à
Dieu
? Quelle est la raison de notre louange et adoration à Dieu
?
Mahereza
daholo àry ry havana fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
11-11-2025 [CDF]:
"La consécration avant le service" (Luc 1.57-80)
Faly
miarahaba anao ao amin'i Tompo izahay ry havana,
manohy
ny fandinihana ny Filazantsara araka an'i Lioka indray isika
anio
alina.
Taorian'ny fankalazana an'Andriamanitra nataon'i Maria
dia
nipetraka
tao amin'i Elizabeta telo volana izy vao nody tany
an-tranony.
Rehefa
teraka zazalahy i Elizabeta sy i Zakaria dia nataony hoe
Jaona no
anarany
fa tsy nitondra ny anaran-drainy izy. Misy zavatra anankiroa
no
manaitra
antsika amin'izany momba an'i Jaona: ny anarany manokana sy
ny
fanokanany
tena tany an'efitra mialohan'ny hanatanterahany
ny
asam-panompoany
an'Andriamanitra.
Nahoana
no tsy maintsy manokan-tena ho an'Andriamanitra izay te
hanompo
Azy
? Inona avy ireo fomba fanaon'ny Fiangonana ho fanomanana
sy
fanokanana
an'izay rehetra olom-boafidy ao aminy ? (Pourquoi ceux
qui
aspirent
à servir le Seigneur doivent-ils se consacrer ? Qu'est-ce
que
l'Église
met en place en son sein pour former et consacrer ses
élus
avant
qu'ils ne prennent leurs services ?).
Misaotra
indrindra amin'ny fandraisan'anjara hataonareo ary dia
momba
anareo
ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
04-11-2025 CDP
- Vina Trano Fiangonana
Miarahaba antsika
mpianakavin'ny finoana amin'ny fiadanan'ny Tompo.
Ny
andalan-tSoratra Masina hita ao amin'ny bokin'ny
Mpaminany Hagay 1
:
7 - 8 no ho zaraina, hifanakalozana sy
hifampaherezana ao anatin'ny
Vina
Trano Fiangonana.
Manasa
antsika hamaky ny Hagay 1 : 1 - 15 farany mba
ahafahantsika
mahalala
ny tantara ka hisintonantsika lesona samihafa miaraka.
Ho
amintsika lalandava ny fitahian'ny Tompo
Tiana
Rabetokotany - Rajoelisoa
28-10-2025 [CDF]:
"La puissance de la louange" (Luc 1.46-56)
Faly
miarahaba ry havana,
Manohy
ny fandinihana ny Filazantsara araka an'i Lioka hatrany
isika
anio
alina,
Nanao
vavaka fiderana ho an'Andriamanitra i Maria rehefa avy nahita
sy
nandre
ny filazana nataon'i Elizabeta taminy izy.
Nantsoina
hoe "Magnificat" ity vavaka ity tamin'ny taonjato
faha-14,
izay
teny latina midika hoe: "manome voninahitra
an'Andriamanitra izy".
Inona
no maha zavadehibe ny vavaka fiderana ataon'ny mino ? Moa ve
ny
fivavahana
dia efa fihetsika ampy hahazoana fanavotana marina
manoloana
ny
zava-tsarotra sy ireo fangejana samihafa manjo ny firenena
?
Marie
a fait une prière de louange à Dieu après avoir vu et
entendu
la
parole d'Élisabeth en sa faveur.
On
a appelé cette prière le "Magnificat" au XIVè
siècle, terme latin
qui
signifie "il ou elle glorifie Dieu". Quelle est
l'importance de la
louange
faite par le croyant ? La prière serait-elle une
action
suffisante
pour obtenir une délivrance face aux difficultés et
aux
différentes
répressions endurées par le peuple ?
Mahereza
daholo fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
21-10-2025 [CDF]:
"La souveraineté de Dieu sur l'histoire et la fidélité
des croyants face aux pressions culturelles, religieuses et
politiques" (Daniel 1.1-21)
Faly
miarahaba ry havana,
ny
fandinihana ny Tenin'Andriamanitra hataontsika talata alina
izao dia
ho
fanomanana ny fandinihana ny Baiboly hiarahana amin'ny Fpma
nasionaly
isak'alarobia.
Indro
àry ny taridàlana ho amin'izany:
«
Daniel a choisi de ne pas se salir avec la nourriture du roi,
et Dieu
lui
a donné la faveur du chef du personnel » (D'après Daniel
1:8-9)
Questions
à méditer et à préparer avant la séance:
1
- Inona no niteraka ny fahababoan'ny Zanak'Israely tany
Babilona,
inona
avy ireo fahadisoana nataony ? (Pourquoi le peuple de Juda
a-t-il
été
emmené captif à Babylone, quelles étaient leurs fautes aux
yeux
de
Dieu ?) [Lire Jérémie 22: 13 - 19 ; 2 Chroniques 36 : 5 -
7]
2
- Raha novain'i Nebokadnezara ny Anaran'i Daniela sy i
Hanania ary i
Misaela
sy i Azaria, inona no mety ho antony tsy nandavany izany
?
(Pourquoi
le roi Nabucodonosor a voulu changer les noms de Daniel et
ses
3
amis, pourquoi ont-ils accepté ce changement ?)
3
- Fa inona kosa no mety ho antony nandraisan'i
Daniela
fanapahan-kevitra
hentitra tsy handoto tena amin'izay sakafon'ny
mpanjaka
na ny divay fisotrony ? (Pourquoi ils ont refusé de manger
la
nourriture
et de boire le vin du roi ?)
Mahereza
daholo fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
14-10-2025 Ny
« ADDICTION »
Bryand RAKOTONDRAZAKA
14-10-2025 [CDF]:
"La puissance de la louange" (Luc 1.46-56)
Faly
miarahaba ry havana,
Manohy
ny fandinihana ny Filazantsara araka an'i Lioka hatrany
isika
anio
alina,
Nanao
vavaka fiderana ho an'Andriamanitra i Maria rehefa avy nahita
sy
nandre
ny filazana nataon'i Elizabeta taminy izy.
Nantsoina
hoe "Magnificat" ity vavaka ity tamin'ny taonjato
faha-14,
izay
teny latina midika hoe: "manome voninahitra
an'Andriamanitra izy".
Inona
no maha zavadehibe ny vavaka fiderana ataon'ny mino ? Moa ve
ny
fivavahana
dia efa fihetsika ampy hahazoana fanavotana marina
manoloana
ny
zava-tsarotra sy ireo fangejana samihafa manjo ny firenena
?
Marie
a fait une prière de louange à Dieu après avoir vu et
entendu
la
parole d'Élisabeth en sa faveur.
On
a appelé cette prière le "Magnificat" au XIVè
siècle, terme latin
qui
signifie "il ou elle glorifie Dieu". Quelle est
l'importance de la
louange
faite par le croyant ? La prière serait-elle une
action
suffisante
pour obtenir une délivrance face aux difficultés et
aux
différentes
répressions endurées par le peuple ?
Mahereza
daholo fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
07-10-2025 FIFAMPIZARANA
CDP - TRANO FIANGONANA NY 07 OKTOBRA 2025
Faly
miarahaba anareo rehetra amin' ny anaran' ny
Tompo.
Tonga
eto amin' ity fotoana hifampizarantsika ny Teny Soratra
Masina
entina
hirosoana amin' ny fitadiavana na ny fanorenana
ny Trano
Fiangonana
ity indray isika.
Ny
Efesiana 2 : 8 - 10 no ho zaraina aminareo amin' izany
saingy
miangavy
ny rehetra aho hamaky manontolo ny teksta fa ilaintsika
izany.
Dia
mirary ny fahatongavanareo maro sy ny fandraisana anjara
mavitrika
amin'
izany.
Rakotomalala
Fara.
DIEM : Efesiana
2 : 8 - 10
8Eny,
fahasoavan’Andriamanitra no namonjena anareo, tamin’ny
alalan’ny finoana! Ary tsy avy aminareo izany famonjena
izany, fa fanomezan’Andriamanitra; 9tsy
vokatry ny ezaka vita, fandrao hisy hirehareha. 10Fa
asan’Andriamanitra isika; Izy no nahary antsika ho tafaray
amin’i Kristy Jesoa, mba hanao asa tsara izay
voaoman’Andriamanitra rahateo hotontosaintsika amin’ny
fiainantsika.
Baiboly protestanta :
Efesiana
2 : 8 – 10
8
Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy
avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha.
10 Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba
hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo mba
handehanantsika eo aminy.
EFESIANA
TOKO FAHA 2 henoina eto
04-10-2025 Jubilé
65 de la FPMA - Présentation du Pasteur Christian KRIEGER,
samedi 04 Octobre 2025 à 10h00-11h30
Dans
le cadre des célébrations du 65e jubilé de la FPMA,
nous
aurons
l’honneur
d’accueillir le Président de la Fédération
Protestante
de
France, le
Pasteur
Christian KRIEGER, qui interviendra à travers une
présentation
spéciale
autour
de cet événement marquant.
À
cette occasion, tous les fidèles de la FPMA, sans exception,
sont
cordialement
invités à participer à cette rencontre.
Modalités
de participation :
La
présentation se déroulera en ligne via Zoom, accessible
à
l’adresse
suivante :
https://zoom.fpma.church
ID
: 864 6926 8240
Code
secret: 433005
Date
: Samedi 4 octobre 2025
Ouverture
de la salle Zoom : à partir de 9h45 (une salle
d’attente
sera active pour
ceux
qui se connectent en avance).
Début
de la présentation : 10h00
Fin
prévue : 11h30
A
Dieu seul soit la gloire.
Paris,
18 Septembre 2025.
Au
nom du Bureau Central de la FPMA.
30-09-2025 [CDF]:
"Promesses dans la Bible" (Luc 1.26-45)
Faly
miarahaba ry havana,
Manohy
ny fandinihana ny Filazantsara araka an'i Lioka isika anio
alina,
Mamangy
an'i Maria virijiny ny anjely Gabriela ka mampanantena azy fa
hiteraka zazalahy izy.
Mitovy
ve ny "fampanantenana sy ny fitahiana" ?
Mirongatra
ny "teolojian'ny fanambinana" eo amin'ny
tontolon'ny Fiangonana ka maro ny kristiana no voafitaka
amin'izany . Ahoana no famantarana azy ireny ?
La
suite de notre lecture de l'Évangile selon Luc nous informe
sur la visite de l'ange Gabriel à la vierge Marie qui lui
promet d'enfanter.
"Promesse
et bénédiction" ont-elles le même sens ?
La
"théologie de la prospérité" gagne du terrain
dans le monde de l'Église et bon nombres de chrétiens sont
induits en erreur. Comment les reconnaître ?
Mahereza
daholo fa momba antsika ny Tompo,
Ny
Mpitandrina,
27-09-2025 FIOFANANA
LASIM-PIANGONANA 27-28 sept 2025 Les Eglisottes et Chalaures
Miarahaba antsika ao amin'Ny
Tompo.
Indro, ho antsika izay tsy afaka nanatrika ny
lasim-piangona ny 27 sept 2025 teo sy ho an'izay nanatrika fa
tsy dia nahita laotra ny "diapo" fa lavitra ary na
dia hoan'ireo izay afaka naka sary hiany ny rindrina
nampisehoana ny velaran-kevitra misy ny votoatn'ny
fampiofanana antsika FPMA BORDEAUX notarihan'i Pasteur RADO
(FPMA LA REUNION) mifantoka @ ny VINA hananganantsika ny
"VONDROM-PARITRA", indro ny rohy misy ny pejy
mampivelatra ireo fotokevitra tanjona sy hianteheran'ny VINA
VONDROM-PARITRA
:
http://mizara.fr/fpmabx/Lasim-piangonana-Bordeaux.pdf
Mahereza
tompoko sy mirary ny soa sy ny tsara!
Ny Tomo hitantana.