ATRIK'ASA VFTM asaabotsy 29 Martsa 2025 :
Pratique du Malagasy ; Malagasy pratika!!!
« Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko »
hoy Henri Rahaingoson …( azo jerevana ato ).
29 Martsa 1947 ! Nisy inona ?
-Azo topazana maso koa ny perikopa ny alahady
30 MARTSA KAREMY Salamo 34 Josoa 5.9-12 2 Korintiana 5.17-21 Lioka 15.1-3 ;11-32
(ny fotaom-pivavahana @ io alahady faha dimin'ny volana io io eto @ ny FPMA BORDEAUX dia atao @ ny teny vazaha)
--> azo fantarina alohan'ny asabotsy ve ny hira rehetra atao @ io fotaona io ? (mba hianarana redonina ny asabotsy! )
LITORJIA-HIRA-30 mars-2025-careme 4.pdf
Ny Fianakaviana
( eto) |
|
FANTATSIKA
VE ?
-----→ fanazarantena mampiasa GOOGLE DRIVE
alaina koa ao @ ny http://mizara.fr/gasy
lafiny hoe LALAO MALAGASY