• VFTM FPMA BORDEAUX
    hita ao @ i youtube

  • 2026-2027


  • 2025-2026

    06/06 Fampirantiana (Temple Talence 14h30). (FLYER) ;

« Ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara . »Matio 7 :17

-
LALAO FIFANINANA «  FANTATRAO VE ? »
Andao hilalao sy hifaninana miaraka amin'ny VFTM.
Tsindrio ny rohy  https://extendedforms.io/form/a1dee8e7-d08c-4c00-9726-2fc1d63e4efe/login ho amin'ny fifanitsanana dingana faharoa ho amin'ity taona ity. 

-
LOA-BARY AN-DASY
Mametraka ny fotoana rehetra eo ampelantanan'ny Tompo.




    • LALAO niarahana tamin’ny TILY LAMAKO Bordeaux

      –-- 4 JONA 2022

    • ---- ( Eo ampikarakarana ny rohy ahitana ireo LALAO natao sy ny sary nalaina nandritry ny fiaraha-milalao )



    • FITSANGATSANGANANA milalao karakarain’ny STK Bordeaux

      –-- 7 MEY 2022

    • ---- ( Eo ampikarakarana ny rohy ahitana ireo sary nalaina nandritry ny fiaraha-milalao )

    • ATRIK’ASA "NY TSENA" niarahana t@ ny SVK

      –--9 Aprily 2022

    • ---- ( Eo ampikarakarana ny rohy ahitana ny natao sy ny sary nalaina nandritry ny fiaraha-milaq)

    • LOABARY-ANDASY 2022 niarahana tamin’ny SLK Bordeaux « Hoy ny Ntaolo : « Zaza fito tsy mahafehy trano, fa fanahy fito no mahafehy trano »  » . Ahoana no handraisana an’izany ?

      –--12 MARTSA 2022

    • — ( Tahiry 2022 ) - ( Tahiry hatrizay )



  • 2020-2021

  • 2021 DIMY TAONA NY VFTM ( 2016-2021 )

    • NY VINA-FAMPIRATIANA 2020-2021



- alaina eto kosa ny sava-ranon’ando

- Ary dia alaina eto ny fitantarana miaro sary ny fizotrany