ROHY FAMPIANARANA na FIVORIANA atao VIDEO CONFERENCE : http://mizara.fr/conf/








  • 2024 semestre 1 Ireo Datin’ny VFTM

    Indray isam-bolana ihany sisa no manao "ATRIK'ASA" ny VFTM manomboka izao. (2024 enim-bolana 1)

    24/02 : FLOIRAC (  salle Lucie Aubrac, 35 Rue Léo Lagrange, 33270 Floirac. (Toerana izay hanaovantsika ny concert Fpma Bordeaux amin’ny asabotsy io ihany fa  hanomboka amin’ny 5 ora.) Raha mande bus dia :
    - ny laharana faha-16 makany Bouliac ary miala eo amin’ny janona Laffargue
    - na ny laharana faha-28 alaina eo Bordeaux stalingrad ary miala janona Etangs

    23/03

    24/03 Ny fanompoam-pivavahana tarihin’ny VFTM ny 24/03 (alahadin’ny Sampan-drofia)

    27/04

    25/05

    02*06 Ny fanompoam-pivavahana tarihin’ny VFTM ny 02*06 (alahady fandraisana )

    ary 15/06 : FAMPIRATIANA

    21/07 Ny fanompoam-pivavahana tarihin’ny VFTM ny 21/07 (alahady fandraisana )

  • 2024 semestre 1 FANDAMINANA sy ATRIK’ASA VFTM (alaina eto )

  • 2024- NY TAHIRY ANTONTA-TARATASY sy FITAOVANAN’NY VFTM : TAHIRY-VFTM-14-02-2024.pdf (alaina eto )
    azo alaina eto koa ny fichier excel

  • DIARY FIANGONANA FPMA BORDEAUX IREO FAFANA-DIARY-FPMA-BORDEAUX-1ER-SEMESTRE-2024

    ++++++++++++++++

  • DIARY VFTM SEPT 2023 – JANV 2024

  • LAMINA TENY MALAGASY 2023-semestre 1

    • TANJONA : « MIOMBAVAKA ary MIARA- MIAINA NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA amin’ny TENY MALAGASY isika ».

    • FIARAHA-MIASA MIARAKA AMIN’NY SAMPANA

      • STA – SEKOLY ALAHADY

        • miaraka amin’i Fara sy Mamisoa

      • TILY

        • miaraka amin’i Nirina sy Harrisson

      • ANTOKO-MPIHIRA

        • miaraka amin’i Nirina sy Harrisson

      • STK

        • miaraka amin’i Fandy sy Haritiana

      • SAFIF

        • miaraka amin’i Josette sy Antsa

      • SVK

        • miaraka amin’i Josette sy Antsa

      • SLK

        • miaraka amin’i Josette sy Antsa

      DIARY

FEBROARY:FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 5 FP- FT : Fotoam-pivavahanahana VFTM

S 11.02 Fiofanana SA - VFTM

S 18.02 KM1- Répetititon STK-VFTM -Répetition AM

S 04.03 FTA1-VFTM -Répetition AM

S 11.03 Echange de chaire-Hetsika EMB repas à livrer --Répetititon STK --VFTM --Tily Répetition AM

S 25.03 Lasy FPMA Bdx

D 26.03 Lasy FPMA Bdx

S 01.04 Répetititon STK – VFTM - Répetititon AM - Takariva SVK

S 08.04 VFTM ←-NOFOANANA

MAY:FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 7 FP- Asa sy Famp : Fotoam-pivavahanahana VFTM

S 13.05 Répetition STK -- Activités STK, VFTM -- Répetition AM – Formation, sortie SVK

S 03.06 VFTM Tily - Concert AM

S 17.06 VFTM : FAMPIRATIANA Fampirati – Répetition gle Tily

S 15.07 VFTM - Répetititon STK

JOLAY:FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 16 FP- FT : Fotoam-pivavahanahana VFTM

S 29.07 Fitsangatsanganana FIANGONANA

DIARY FPMA BORDEAUX 2023-SEM1

NY FANDAMINANA NY SAMPANA REHEFA ALAHADY 2023-SEM1

  • LAMINA TENY MALAGASY 2019-2020-semestre2
    01/02,14/3, 28/3, 25/4, 9/5, 23/5, 6/6
    4/7 no mamarana ny taona ny vftm Loa-bary an-dasy sy Fampisehoana.